Volavitafilmworks
Volavitafilmworks Cinema

Volavitafilmworks
Mpamokatra sinema.

L’identité d’un pays commence par la connaissance de son histoire. Il est donc essentiel de savoir la raconter et de lui redonner vie. Ce n’est qu’à ce moment-là que nous pourrons véritablement revendiquer une identité.

Notre maison de production est née de cette conviction : celle d’aider à raconter notre propre histoire, à faire exister l’art — ce langage universel qui permet à l’humanité de se perpétuer et de laisser une trace.Miainga amin’ny fahafantarana ny tantarany ny maha-izy ny firenena iray. 

Zava-dehibe ny mahay mitantara azy sy manome aina vaovao azy. Amin’izay fotoana izay ihany no tena ahafahantsika miteny hoe manana maha-izy azy isika.

Izany indrindra no antony ijoroan’ny orinasanay mpamokatra : hanampy antsika hitantara ny tantarantsika manokana, sy hamelona ny zavakanto — iray amin’ireo zava-dehibe ahafahan’ny olombelona manohy sy mamela lova.

Volavitafilmworks Production / Mpamokatra

Nos activités

Pre-Production / Mialoha ny fikarakarana
100%

Nous vous aiderons d’abord à évaluer la faisabilité de votre projet, puis à préparer votre film dès sa conception.



Hanampy anao izahay hanombatombana aloha ny fahafahana manatanteraka ny tetikasanao, ary hanomana ny sarimihetsika hatramin’ny fiandohany..

Accompagnement / Fanarahana
100%

Nous vous accompagnons dans l’écriture de vos scénarios, afin de les rendre professionnels et de les soumettre à un doctor script.



Manampy anao izahay amin’ny fanoratana ny tantara an-tsarinareo, mba hahatonga azy ho matihanina sy azo atolotra amin’ny dokoteran’ny soratra (na script doctor).

Tournage / Famokarana
100%

Nous avons une équipe professionnelle qui peut vous aider à donner vie à votre projet.



Manana ekipa matihanina izahay izay afaka manampy anao hanome aina ny tetikasanao.

Financement / Famantsiam-bola
100%

En tant que société de production, nous rechercherons un financement pour votre projet.



Amin'ny maha orinasam-pamokarana anay, dia hitady famatsiam-bola ho an'ny tetikasanao izahay

This website uses cookies to improve your experience. Cookie Policy

Content is protected. Right-click function is disabled.