Volavitafilmworks

Nos offres / Ireo tolatray

Préparation / Fikarakarana
Nous vous accompagnons dans l’écriture et la structuration de votre scénario.


Manampy anareo izahay amin’ny fanoratana sy fanatsarana ny rafitry ny sangan’asanao.
Accompagnement / Fanampiana
Accompagnement au montage du projet

Fanampiana amin’ny fananganana ny tetikasa.ht.
Réalisation / Fanatontosana
Nous constituons l’équipe avec vous et réalisons le projet aux côtés d’une équipe professionnelle de VolavitaFilmWorks.

Manangana ny ekipa miaraka aminao izahay ary hanatanteraka ny tetikasa miaraka amin'ny ekipan'ny VolavitaFilmWorks matihanina
Exploitation / Fampielazana
L’exploitation est l’une des étapes les plus importantes dans la vie d’un film.
Nous sommes activement à la recherche de distributeurs, et si le contrat établi le permet, nous nous chargerons également de la distribution de votre film à Madagascar.

Ny fampielezana dia iray amin’ireo dingana lehibe indrindra amin’ny fiainan’ny sarimihetsika.
Mitady mpanapariaka izahay amin’izao fotoana izao, ary raha mamela izany ny fifanarahana, dia izahay ihany koa no hikarakara ny fizarana ny sarimihetsika eto Madagasikara.
Les Droits / Ireo Zo
Nous nous occupons également de la protection de vos œuvres et veillons à faire valoir vos droits en tant qu’auteur ou technicien impliqué dans le projet.

Miandraikitra ihany koa izahay amin’ny fiarovana ny asanareo ary miantoka ny fanajana ny zonareo ho mpanoratra na mpanampy ara-teknika amin’ny tetikasa
Formation dans le cinéma / Fampiofanana amin’ny sarimihetsika
Nous proposons également des formations en production, technique et post-production. Pour en savoir plus, veuillez nous contacter.

Manolotra fiofanana momba ny famokarana, teknika, ary ny post-production ihany koa izahay. Raha te hahalala bebe kokoa, mifandraisa aminay azafady.
This website uses cookies to improve your experience. Cookie Policy

Content is protected. Right-click function is disabled.